L'enregistrement de votre domaine est en attente. Revenez dans une heure

Trano Kolotoraly Malagasy - Maison De La Culture De Madagascar

Organisme À But Non Lucratif à Paris
Ouvert aujourd'hui jusqu'à 15:00
Image d'en-tête pour le site

Mises à jour

Formation Terrain RAOKANDRO Malagasy

22 sept. 2018 – 23 sept. 2018

Descente sur le terrain d'apprentissage de plantes phytotherapique Raokandro avec le Président TKM Foibe.

Izy no Dokotera Rakotonirainy Joseph, anisan ireo mpikambana mpamorona ny Trano Kolotoraly Malagasy niaraka tamin i Katibo Mahefamanana Mosa sy Rabearifeno. Namorona ny MDRM koa izy ary mpitolona tia tanindRazana mafana fo.
Nanandratra an i Madagascar 🇲🇬 tamin ny fitaizana sy ny Fampianarana ar...

En savoir plus

Ny Trano Kolotoraly Malagasy dia ivontoerana Fampihavanana, fianarana, fikarohina, fifampizarana ny tena fomba Fiainana nisy teo amin ny Ntaolo. Toerana famerenana ny Kolontsaina sy ny Soa Toavina ary Hasina misy eo amin ny tontolo iainan ireo Olombanona Malagasy fahiny.


Témoignages

il y a un an
C'est un Centre Culturel Malgache très intéressant pour les échanges fructueuses
- Iharinirina R
il y a 4 ans
La Maison de la culture de Madagascar ou TKM a été fondée à l'initiative de Dama Ntsoha et le Dr Rakotonirainy juste après la bataille pour l'indépendance le 29 mars 1947. Bien après dans les années 50, l'association de TSIMISARAMIANAKAVY a été créé suite à la découverte du secret d'Ankilihily d'Astrologie Antemoro Anakara par ce dernier. Dans un cadre non académique, la Maison de la culture se bat pour la sauvegarde de la langue d'abord et de la tradition malgache comme le FANORONA, FIHAVANANA, FIRAISANKINA, FAHENDRENA, TODY, TSINY...
- Henri R

Ny Trano Kolotoraly Malagasy, Foibe

Ny Trano Kolotoraly Malagasy, lapan'ny Fihavanana dia anisan'ireo Fikambanana Malagasy niorina niaraka tamin'ny MDRM satria mpikambana feno mpanorina an'io farany ihany i Dokotera Rakotonirainy mpamorona ny fikambanantsika. Niaraka taminy tamin'izany ny Katibo Mosa Mahefamanana, Rabearifeno Albert izay nanangana ny TSIMISARAMIANAKAVY taorina kely.
Nahazo alalana tamin'ny Filoha sy ny nankatoavin'ny Birao foibe ny fananganana sy fanitarana ny asa sy ny Fampianarana Andriamatoa RANDRIANARIVONY Iharinirina Henri, nampian'i Poety Fredy Jaofera na Andriamatoa RAKOTOMALALA Éric, Filoha lefitra tany Parisy Frantsa. 
Maro ny Tanora ankehitriny na lehibe aza no tsy mahalala ny fisian ny Trano Kolotoraly Malagasy na dia ireo mpandala ny TenindRazana sy Fomba aza nefa lehibe tokoa ny fahaizana ny Teny sy ny Tany ary ny Tantara mikasika ny Firenena Manankasina sy Mananjina ary Masina toa ny Nosy misy antsika. 
Mamporisika antsika rehetra mba mamerina sy mitahiry ary manaparitaka ny antsika iombonana fa lehibe tokoa ny Fifampizarana, ny Fifankatiavana, ny Fahendrena, ny Fihavanana, ny Firaisankina, ny Firalahina mba ho tsaroin'ny taranaka amampara ny Soa Toavina nolovaina tamin'ny Ntaolo fiavian'ireo Vazimba, Kalanoro Mponina voalohany teto anivon'ny riaka alohan'ny fiavian'ireo Mpihavy valovotaka rehetra. 
Ny Mpandrindra 
RANDRIANARIVONY Iharinirina Henri 

Nous contacter

Coordonnées

Appeler maintenant
  • 07 73 58 14 17

Adresse

Itinéraire
17 Rue Villiot
75012 Paris
France

Horaires d'ouverture

lun.:15:00 – 17:00
mar.:08:30 – 16:00
mer.:15:00 – 18:00
jeu.:10:00 – 15:00
ven.:09:00 – 23:00
sam.:09:00 – 23:00
dim.:09:00 – 14:00
Obtenir un devis
Message envoyé. Nous vous contacterons prochainement.